Teny iditra | Abednego | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny anglisy | Abednego [2.996] | |
Fanazavàna teny frantsay | Abed-Nego [2.996] | |
Ohatra | Nefa Abednego, mbamin' i Sadraka sy Mesaka sakaizany, dia tsy mba nety nivavaka tamin' ny sariolona volamena natsangan' i Nebokadnezara teo amin' ny tany lemaka Dora, koa dia natsipy tao anatin' ny lafaoro nisy afo mirehitra izy telo lahy.
[1.38] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Tovy hevitra | Abdenegao | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Abednego | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |