Teny iditra | Abdela | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |
Fanazavàna teny malagasy | Rain' i Selemia, anankiray amin' ireo olona nasain' i Joiakima mpanjaka hisambotra an' i Jeremia sy Baroka [1.38] | |
Fanazavàna teny anglisy | Adbeel [2.996] | |
Fanazavàna teny frantsay | Adbéel [2.996] | |
Voambolana | Soratra Masina | |
Tovy hevitra | Adbeela | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Abdela | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |