|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 ovana
Fototeny  2ova
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio.
5Ampanjarina ho hafa: Ovao ho mofo ireto vato ireto, hoy ny demony tamin' ny Tompo. [1.1]
Ohatra  6 Koa aza ovana, fa ny Fanjakako tsy mba enti-meloka; [2.113]
7 Ny toe-tsaina mihitsy no mila ovana raha te handroso. [2.445]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12fadirana ovana
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/4)14 ôvana
Sokajin-teny  15 anarana
Fanazavàna teny malagasy  16Ny ivon' ny atôma, omena anarana hoe ôvana. [1.62#156]
Fanazavàna teny frantsay  [ovaña] 17noyau. [1.13.fr#160]
Voambolana  18 Fizìka

Teny iditra (3/4)19 ovana
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny malagasy  21Ny mielaka amin' ny hodi-kazo: Ny ovana dia eo anelanelan' ny kotofotsiny sy ny hodiny.
22Ny zavatra miala na miendaka amin'ny tenan-javatra iray na mbola miraikitra eo aminy ihany: Ny tako-pery dia azo lazaina fa ovana. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23Écorce des arbres qui se détache par plaques ; rhytidome, troncs qu'on peut évider à l'intérieur, par exemple pour faire des sarcabanes.
24De ce mot est tirée l'expression faditr' ovana (Voir faditra ).. [Betsimisaraka] [1.196]
Voambolana  25 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny rehetra  26Fikambanana 6 amin' io teny io

Teny iditra (4/4)27 ovana
Sokajin-teny  28 anarana
Fanazavàna teny frantsay  29(ancien) Vient de ovana (1).
30Relevé par Bojer vers 1820, avec la graphie « Ovan ».
31Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill.
32(Arecaceae).
33Son tronc sert souvent à faire des sarcabanes.. [Bezanozano] [1.196]
Voambolana  34 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  35 avona, 36 ôvana, ovana, 37 vaoña, vaona, 38 voana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02