|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 añe
Sokajin-teny  2 tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3any: Ane Mahaditra ro misy aze (Any Mahaditra no misy azy). [Betsileo] [1.78]
Kamban-teny rehetra  4antsiana añe

Teny iditra (2/3)5 âne    
Sokajin-teny  6 anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  7ampondra. [1.66]
8aponja. [1.68]
Voambolana  9 Haibiby: mampinono

Teny iditra (3/3)10 âne    
Sokajin-teny  11 anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  12adaladala, olona donto saina. [1.9]

Fivaditsoratra  13 añe, 14 eña, ena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02