|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ampondra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3bibidia fahiny mpiraotra eny amin'ny fondra.
[Betsileo]
[1.78] 4Biby mitovitovy amin' ny soavaly fa kely, izay atao koa hoe boriky. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a mule.
6[Swa. 7punda, an ass.]. [1.2] 8a donkey. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9ane.
[1.54] 10âne, bourrique. [1.8] 11âne. [Sakalava-Mayotte] [1.405] |
| Ohatra |
12 Omby na soavaly na ampondra no nampitarihina ny angady.
[2.117#120]
13 Niombon-kaza, hono, ny liona sy ny ampondra ary ny saka. [2.293#] 14 Ary hoy ny ampondra : «Ny nanjo ilay saká omaly no nahahendry ahy. [2.857#] 15 nasolony ny hoe ampondra, ka raha tsy efa novazivazin' ny kilonga izy nataony hoe Radonkay tsy nijanona. [2.285#] |
| Voambolana | 16 Haibiby: mampinono |
| Kamban-teny rehetra | 17ampondra dia |
| Lahatsoratra | 18Randzavola: ampondra ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 19 ampondra |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
21vilia.
[Tanosy]
[1.78] |
| Kamban-teny rehetra | 22maroampondra |
| Fivaditsoratra | 23 ampandro, 24 ampondra, 25 mpandaro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|