|
|
|
|

Teny iditra1 zoky be toa ray
Singan-teny  2zoky, 3be, 4toa, 5ray
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7ilazana ny lahimatoa na ny be taona izay heverina ho solon-dray aman-dreny. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8un bon aîné remplace le père. [2.415]
Voambolana  9 Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12