|
|
|
|

Teny iditra1 zoky
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3ny iray tampo teraka aloha: Niaraka izy mirahalahy ka ny zandriny no teo aloha ary ny zokiny tao aoriana.
4be taona kokoa: Zokin' ny rainay ny dadanareo.
5tsara indrindra, lehibe indrindra: Ity no zokin' asan' ny mpanoratra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6an elder brother or sister; a senior. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7aîné. [1.3, 1.54, 1.8]
8plus âgé.
9meilleur, supérieur, plus important. [1.3]
Haiendriteny 
10 Tsotra :
11 Tovonana :
Sampanteny 
Anarana :
Voambolana  14 Fifandraisana: fianakaviana
Mpanahaka  15 zandry
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 12 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  18 Soratra misy io teny io

Fivaditsoratra  19 kizo, 20 kozy, 21 zoky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02