|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zandry |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Ny iray tam-po teraka aorian' ny zaza iray: Faly Ikoto fa vao nahazo zandry.
4Izay rehetra kely taona noho ny olona iray: Zandriko ny rahalahinao satria teraka tamin' ny taona 1952 aho fa izy kosa tamin' ny taona. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a younger brother or sister; a junior.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6cadet.
[1.54] 7cadet, cadette. [1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 10 Fifandraisana: fianakaviana |
| Mpanahaka | 11 zoky |
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 14 Soratra misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|