|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 zerô
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3Jereo aotra. [1.1#1058]
4tarehimarika ilaza ny isa foana. [1.62]
Fanazavàna teny frantsay  5zéro. [1.4.fr#800]
Isam-pirenena  60. [3.1]
Ohatra  7 Nanana toetra ambony dia ambony izy ka nahatonga ny mpanoratra malagasy malaza iray, dia i Pastera Rabary, nanoratra momba azy hoe : «Ny lehilahy zero, zero ny fahavalony. [2.857#]
Voambolana  8 Matematika: rafitrisa
Tovy hevitra  9aotra
Tsanganana sy sary iray takila  10 Ny isa
11 Fifanampiana
12 Fampitomboana
Lahatsoratra  13Andriamihaja: Fanisana vaovao

Teny iditra (2/2)14 zéro    
Sokajin-teny  15 anarana (lahy)
Fanazavàna teny malagasy  16zavatra tsinontsinona: C'est un zéro (Olona tsinontsinona izy). [1.4]

Fivaditsoratra  17 roze, 18 zerô

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12