|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 zena
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3singana krômôzôma miantoka ny famindrana sy ny fitrangan'ny toetra ifandovana. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4gène, facteur héréditaire. [1.13]
Voambolana  5 Haiaina
Tovy hevitra  6fototarazo

Teny iditra (2/2)7 Zena
Sokajin-teny  8 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  9Zenas. [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  10Zénas. [2.996]
Voambolana  11 Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  12Toko sy andininy momba Zena

Fivaditsoratra  13 zena, Zena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05