|
|
|
|

Teny iditra1 zaza sary
Singan-teny  2zaza, 3sary
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5zaza tsy manandray ara-dalàna. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6an illegitimate child. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7Les bâtards sont des copies et non des originaux.. [2.415#1017]
8enfant illégitime. [1.8]
Ohatra  9 ny zazasary sy ny zana-dranitra tsy mandova; [2.508#]
10 Teny am-pivezivezena teny no nananany tokan-trano nifanisa tamin' ny tanàn-dehibe nolalovany, ary indrisy, mampalahelo fa misy vitsivitsy tamin' ireny namelany zazasary! [2.499#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12