|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zaza amim-behivavy |
| Singan-teny | 2zaza, 3amy, 4vevihavy |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Ohatra |
6 Nahazo nandeha irery ny zaza amim-behivavy1.436
[1.436]
7 ny zaza amim-behivavy nobaboiny, nefa azo navotana ihany [1.437] 8 Ka lavitra loatra izany, ary tsy ho afaky ny zaza amim-behivavy [2.588#95] 9 Vao mainka midradradradra niantsoantso anefa ireo zaza amim-behivavy. [2.587] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
|