|
|
|
|

Teny iditra1 zavontany
Singan-teny  2zavona, 3tany
Sokajin-teny  4 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  5Enti-milaza zavatra na isa be dia be, tsy tambo isaina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [zavon-tany] 6innombrable. [1.3]
Ohatra  7 Manaraka izany, misy olona zavontany izay azo lazaina fa mbola matory ao anatiny ilay toetra mivavaka. [2.285#]
8 Nampiasa ny ody maheriny koa i Tija sy Salovambolo ka nandefasany lalitra zavontany ny Sakalava, izay nandrakotra sy nanentsina ny masony sy ny vavany ary ny orony sy ny sofiny! [2.508#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12