|
|
|
|

Teny iditra1 zavavy
Fototeny  2vavy
Sokajin-teny  3 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Teny ilazana na iantsoana ny tovovavy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5you (plur.) used between women. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6vous (plur.) se dit entre femmes. [1.8]
Ohatra  7 Vakana inona, ry zavavy? [2.69]
8 Tsy afaka hifampitaha aminy ianao zavavy, hoy ny iray tamin' ireo sakalava. [2.895]
Tsanganana sy sary iray takila  9 Ny mpisolo rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12