|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zavakanto |
| Singan-teny | 2zavatra, 3kanto |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Zavatra anehoan' ny olombelona ny filamatra ao am-po aman-tsainy momba ny "tsara" eo amin' ny sary, hoso-doko, mozika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[zava-kanto]
6works of art.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[zava-kanto]
7objet d'art.
[1.8] 8art. [1.5.fr#165] 9arts. [1.13.fr#233] |
| Ohatra |
10 noho izy zavakanto vita amin' ny teny ary fitaovan-tserasera fampitan-kafatra.
[2.528]
11 Fitaratry ny fiombonam-be ny mpiangaly zavakanto, hoy ry Varagnac, izy no mandika ho azy tsy iniana sy mampiseho ny toetoetry ny fiarahamonina iainany. [2.606] |
| Sary |
|
| Fivaditsoratra | 12 vatankazo, 13 zavakanto |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|