|
|
|
|

Teny iditra1 zavajavatra
Fototeny  2zavatra
Sokajin-teny  3 anarana
Fanazavàna teny malagasy  4Teny enti-milaza zavatra madinika isan-karazany tsy tononina anarana. [1.1]
Ohatra  5 Tsy adinony ihany koa ireo zavajavatra madinika ilain-dRamatoa ao an-trano, ny tohizan-kena iray sy roa nohafaran' ireompifanolo-bodirindrina azy noho ireo tsy afaka niantsena. [2.470#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12