|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zandrimpeny |
| Singan-teny | 2 zandry, 3 fe |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Ilay tonon-taolana voalohany amin' ny ela-borona
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 [zandrim-peny>
7 8 ] La première articulation des ailes des oiseaux [1.3] |
| Voambolana | 9 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Tovy hevitra | 10 solompeny |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|