|
|
|
|

Teny iditra1 zanabohitra
Singan-teny  2zanaka, 3vohitra
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  [zana-bohitra] 5vohitra kely. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a suburb. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7banlieue. [1.8]
Ohatra  8 Azony moramora ihany ny zanabohitra dia i Soamanandrariny, Ankadindramamy, Anjanahary, Ankadifotsy ary Andraisoro. [2.508#]
Voambolana  9 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12