|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 zafy tsy torana |
| Singan-teny | 2zafy, 3tsy, 4torana |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza ireo zafikely efa lavitra dia lavitra ka tsy mba mitomany intsony raha mandre fa maty ireo kazaha na razam-beny tany aloha.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7petits-fils insensibles.
8On appelait de ce nom les descendants éloignés parce qu' ils ne pleuraient guère à la mort de leurs vieux ancêtres. [2.415] [zafitsiTOrana] 9tous les petits fils éloignés. [1.54] |
| Voambolana | 10 Fifandraisana: fianakaviana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|