|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 Z z
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tarehintsoratra faharoapolo na farany ary renisoratra fahenina ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy, izay miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Toetra zavatra miova ho toe-javatra; ary toy izany koa raha mikambana amin'ny tovona man mba hanaovana matoanteny: Man zaitra = manjaitra..
4Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5Dernière lettre et seizième consonne de l'alphabet malgache..
[1.3] |
| Mpanahaka | 6 abidy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 8Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 9 Z |
| Sokajin-teny | 10 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
11zatokilao.
[1.13] |
| Voambolana | 12 Fizìka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|