|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 J ~ j
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahasivy ary renisoratra fahenina amin'ny abidy malagasy, mitovy fanonona amin'ny renisoratra roa dz. Ny z no miova ho j amin'ny fanakambanan-teny: Rakotra zavona =rako-javona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 La neuvième lettre de l'alphabet malgache et la sixième des consonnes; se prononce dz.
[1.3] |
| Mpanahaka | 5 abidy |
| Kamban-teny rehetra | 6 J. Venus |
| Tsanganana sy sary iray takila |
7 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 8 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|