|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vozon' akanjo |
| Singan-teny | 2vozona, 3akanjo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5ny manodidina ny tenda amin' ny akanjo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6le col d'un vêtement.
[1.8] |
| Voambolana | 7 Toe-karena: zaitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|