|
|
|
|

Teny iditra1 vovobony
Singan-teny  2vovoka, 3vony
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5vovoka malemy eo amin'ny lahimbony. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6pollen. [1.13]
Ohatra  7 Mitady vovobony an-tendrom-bozaka ny tantely ary manangom-peta amin' ny tongony ny fangaraka. [2.470#]
Voambolana  8 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Mpanahaka  9 stigmaty
Kamban-teny rehetra  10fandray vovobony

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11