|
|
|
|

Teny iditra1 vovo-dronono
Singan-teny  2vovoka, 3ro, 4nono
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6ronono namboarina ho vovony. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7lait en poudre. [1.13]
Voambolana  8 Toe-karena: hanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11