|
|
|
|

Teny iditra1 voronkahaka
Singan-teny  2vorona, 3hahaka
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny frantsay  5corbeau. [1.54]
Ohatra  6 satria tsy mahefa na inona na inona, hoatra ny voronkahaka mihevaheva anelanelan' ny lanitra sy ny tany izy. [2.996#]
Voambolana  7 Haibiby: vorona

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11