|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vorombe sima |
| Singan-teny | 2vorona, 3be, 4sima |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6enti-milaza ireo olona masiaka sy tia tena, nefa mpanenitra ny hafa.
7(Tapak' ohabolana ihany io fa ny ohabolana feno dia hoe: "Kapakapa vorombe rima, mijere tena vao manenitra ny sasany". [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8intéressé, égoïste, méchant.
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|