|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 sima |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Nahafahana na vaky simaka ny molotra, misy rava na tsy mitovy sisina amin' ny namany..
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4bec-de-lièvre, qui a la lèvre supérieure fendue, échancrée, dont les bords sont ébréchés, échancrés.
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14vorombe sima |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 Amsì, 17 masy, 18 misà, misa, 19 samy, 20 sima |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|