|
|
|
|

Teny iditra1 vontosana
Fototeny  2vonto
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Atao tantera-drano, bobo-drano: Vontosy rano ity lamba ity.
5Hosorana manontolo: Vontosy menaka ny lamosiko. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to be soaked, to be saturated. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7qu'on fait tremper. [1.8]
Haiendriteny 
8 Ny ankehitriny :
9 Ny lasa :
10 Ny hoavy :
11 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  12 voantsona, 13 vontosana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12