|
|
|
|

Teny iditra1 vonton-ketsa
Singan-teny  2vontona, 3ketsa
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5eo am-paharevoana indrindra amin' ny fanetsana, izany hoe: tsy lasa aloha na tratra aoriana fa eo afovoany. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6(de vontona ou vontony : ce qui est au milieu ; et ketsa : le repiquage du riz).
7Milieu de la saison où l'on repique du riz.. [Merina] [1.196]
Voambolana  8 Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12