|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vontona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-milaza ny afovoany amin' ny zavatra telo milahatra: ny antenatenany, toy ny ambainy faharoa izany amin' ny lamba telo ambainy, ny zanak' andro faharoa amin' ireo renivintana mibaby andro telo: vavany -- vontony -- vodiny: Vonton' alahamady.. [1.1#1046]
Ohatra  4 vonton' Alahamady ny vintsy [2.69#211]
5 ireo no atao faditra, dia vonoina ny omby tsara vontona [2.857]
6 Tsitoha ianao, hoy ilay lahiantitra anankiray efa vontom-pinoan'ny Misionera [2.895#176]
Haiendriteny 
7 Tsotra :
Sampanteny 
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 3 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)10 vontona
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny frantsay  12(de vonto : enflé, gonflé).
13Adansonia digitata L.
14(Malvaceae). [Sakalava] [1.196]
Voambolana  15 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08