|
|
|
|

Teny iditra1 vonono
Fototeny  2vono
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4(misy sisika on) Voavono, taperina ny aina, vonoina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5tué, éteint, effacé, battu, obstrué, détourné. [1.3#857]
Ohatra  6 Androtrio no vonono ilay Tily iray azon'ny tao amin dRainimarobandro. [2.59#273]
Haiendriteny 
7 Ny ankehitriny :
8 Ny lasa :
9 Ny hoavy :
Tovy hevitra  10voavono
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02