|
|
|
|

Teny iditra1 voavono
Fototeny  2vono
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4tué, éteint, effacé, battu, obstrué, détourné. [1.3#857]
Ohatra  5 Afaka angamba ny fon' ingahy Ravelo nahita an' I Feno voavono. [2.472#56]
6 Hihinan-kena sy hitavo-menaka indray izy rehetra satria omby iray no voavono ary hisolitika ny tongotra aman-tanana. [2.470#71]
Tovy hevitra  7vonono

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12