|
|
|
|

Teny iditra1 voninkazo
Singan-teny  2vony, 3hazo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Organa mampitombo taranaka ny ankamaroan' ny zavamaniry, izay mizara roa: ny fitoeram-boa ary ny ravim-bony, izay mazàna miloko sy manana endrika mahafinaritra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6a flower. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7fleur. [1.8]
8(de vony : fleur et hazo : arbre).
9Nom général des fleurs cultivées pour la décoction ; même si elles sont produites par des plantes herbacées ou des plantes à bulbe.
10Le marché aux fleurs de Tananarive est justement réputé pour la beauté des produits qui y sont présentés.. [1.196]
Ohatra  11 voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana. [2.817#]
12 Tsy mba misy fofona ny voninkazo vitan' olombelona! [2.529#79]
Voambolana  13 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Ohabolana  14 Ohabolana misy io teny io
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02