|
|
|
|

Teny iditra1 vonifanja
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny vonin' ny zavamaniry izay tonga voankazo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Nom donné aux fleurs qui se transforment en fruit sans beaucoup changer de forme ; par exemple celles des Ficus (Moraceae) dont les figues conservent la même apparence tout en grossissant.
5Le verbe dérivé mamonifanja signifie fleurir en parlant de telles espèces.
6On l'emploie toutefois aussi, plutôt que mamony qui veut dire fleurir dans tous les autres cas, pour quelques espèces introduites : les haricots, le pêcher.
7Voir aussi fanja. [Merina] [1.196]
Ohatra  8 Indray andro, toa namerovero kokoa ny vonifanja tao anaty ala ary toa nifaninana nampidera ny bikany ny voninkazo dia rehetra. [2.895#86]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Voambolana  10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19