|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 mamony |
| Fototeny | 2 vony |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Vaky vony: Efa mamony sahady ity paiso ity
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to blossom
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 fleurir
[1.8, 1.96] 7 [Merina+Sakalava+Tankarana+Betsimisaraka] (de vony: fleur). Verbe: fleurir, voir les exceptions à mamonifanja. Dans le Betsileo, on dit mamilo et dans tout le Sud : mamelana. [1.196] |
| Ohatra |
8 Voninkazo indray mamony, mitovy hanitra sy felana.
[2.817#]
9 ny Kriptogama, na izay tsy mamony sy mamoa miharihary. [1.357#] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 13 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
| Kamban-teny rehetra | 14 mamony fanja |
| Teny iditra (2/2) | 15 mamony |
| Fototeny | 16 voñy |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 [mamoñy] [Antambahoaka] manafina
[1.78] 19 [Bezanozano] manafina [1.78] 20 [Tanala] mampirina tsy ho hitan'olona, manitrika, manafina [1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|