|
|
|
|

Teny iditra1 voleo
Fototeny  2voly
Sokajin-teny  3 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana volena [Fitanisana]
Ohatra  4 voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka [1.1]
5 voleo mangahazo atsy avaratrano [1.1]

Fivaditsoratra  6 voleo, 7 voloe

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16