|
|
|
|

Teny iditra1 volena
Fototeny  2voly
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-milaza ny tany asiana voly: Voleo tsaramaso ity tany ity, ary itsy kosa voleo katsaka.
5
(Tsara hotsahivina fa ny "ambolena" dia enti-milaza ny zavamaniry, ny masomboly mihitsy, fa ny "volena" kosa enti-milaza ny tany na toerana asiana azy: Amboleo atsy avara-trano ity taho-mangahazo ity -- Voleo mangahazo atsy avaratrano). [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
9 Filaza mandidy :
Voambolana  10 Toe-karena: fambolena
Kamban-teny rehetra  11tany azo volena

Fivaditsoratra  12 levona, 13 velona, 14 volena

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08