|
|
|
|

Teny iditra1 volaina
Fototeny  2vola
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4Amidy mba ho tonga vola: Milaza tsy manam-bola ianao, nefa manan-trano; raha izaho ianao, volaiko ilay trano. [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :
8 Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 avalony, 10 avilano, 11 lanivoa, 12 lavanio, 13 loviana, 14 ovinala, 15 valoina, 16 volaina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12