|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 volafolo |
| Singan-teny | 2vola, 3folo |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5anaram-bola mitovy vidy amin'ny ariary roa sy loso.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[vola folo]
6ten shillings, two and a half dollars..
[1.2] |
| Ohatra |
7 ladiam-boamena, itsaram-bolafolo (misy vola voamena, ohatra, iadiana any amin' ny fitsarana, nefa ny vola lany amin' ny fitsarana volafolo - ariary roa sy loso
[2.436#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|