|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 vola dispaina |
| Singan-teny | 2vola, 3dispaina |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny frantsay |
5argent d' Espagne.
6Les premières pièces de cinq francs connues à Madagascar, venaient d'Espagne et du Mexique ; on leur donna le nom de pièces d'argent d' Espagne. [2.415] |
| Ohatra |
7 Ary ny vola dispaina loaka kosa ka tsy vola ratsy, dia mba anonero ireo volan'ny olona nosamborinareo.
[2.366]
|
| Voambolana | 8 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|