|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 vohibola
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3havoana nandevenana mpanjaka na andriana. [Sakalava] [1.78]

Teny iditra (2/2)4 Vohibola
Singan-teny  5vohitra, 6vola
Sokajin-teny  7 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  8 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  9 Vohibola, vohibola

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03