|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 vodivona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3voditanety. [Bezanozano] [1.78]
4Rambon-tanety mandroso sy mitsopaka any anaty rano. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the shoulders of a mountain. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6contrefort d'une montagne. [1.8]
Ohatra  7 Izany no tendrombohitra niteraka ny vodivona, vodivona niteraka ny lohasaha, lohasaha niteraka ny loharano, loharano niteraka ny ony, ka nitranganay mianakavy. [2.346]
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)9 vodivona
Sokajin-teny  10 anarana
Fanazavàna teny malagasy  11(taloha) Faritany nofehezin' andriana napetraky ny Mpanjaka tao, izay natao indrindra hoe "tompombodivona" na koa "tompomenakely". [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12fief seigneurial. [1.431#14]
13fief, domaine des seigneurs. [1.3#846]
14domaine d'un seigneur. [1.8]
Ohatra  15 Nomen'Andriambelomasina vodivona izy [2.508#371]
Tovy hevitra  16menakely
Mpanahaka  17 menabe
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (3/3)19 vodivona
Sokajin-teny  20 mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  21grand, vaste. [1.3#846]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02