|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 menakely
Singan-teny  2mena, 3kely
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5(taloha) Tany iadidian' ny andriana anankiray napetraky ny mpanjaka ao, izay antsoina hoe tompomenakely na tompombodivona.
6(Jereo menabe). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7fief seigneurial. [1.431#14]
8terres et sujets des seigneurs féodaux, par opposition au menabe, terres et sujets du domaine royal [...]. [1.11]
Ohatra  9 Nanan-karena sady be menakely Andriambahoaka; [2.69#79]
10 Tsy hataoko menakely ianareo fa ataoko menabe. [2.508#408]
Tovy hevitra  11vodivona
Mpanahaka  12 menabe

Teny iditra (2/2)13 menakely
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny malagasy  15Karaza-mofo atao amin' ny kobam-bary misy siramamy ka endasina. [1.1]
Ohatra  16 Mofo menakely na ramanonaka no hany sakafo nohanin' ny olona. [2.472#131]
17 Ny ankizy no nitondrany vatomamy sy menakely ka avy hatrany dia nandrapaka. [2.470#101]
Voambolana  18 Toe-karena: hanina
Kamban-teny rehetra  19mofo menakely

Fivaditsoratra  20 kelimena, 21 menakely

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11