|
|
|
|

Teny iditra1 voavoly
Fototeny  2voly
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4planté: hazo voavoly (Arbre planté ou transplanté). [1.196]
Ohatra  5 Raha izany no mba voavoly hazo, dia ho toerana mamy loatra. [2.499#38]
6 voavoly hazo fihinam-boa sy anana ny lohasaha sy ny vody tanety. [2.445#53]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12