|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voatrandraka |
| Fototeny | 2trandraka |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4pioché, bêché profondément.
5confondu devant les juges. [1.3#739] |
| Ohatra |
6 ny faharoa momba ny tontolo manodidina ekôlôjika, amin' ny fiarovana ny voahary, izany hoe ny fampandrosoana maharitra… Ny fandrosoana dia tsy refesina amin' ny fitombon' ny harena voatrandraka sy voaondrana, fa ny fihatsaran' ny fomba fiainan' ny mponina voakasika.
[4.27#2008/06/09]
|
| Tovy hevitra | 7trinandraka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|