|
|
|
|

Teny iditra1 voatifitra
Fototeny  2tifitra
Sokajin-teny  3 matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny frantsay  4sur quoi on a tiré. [1.3#703]
Ohatra  5 Ary nony niady izy, voa tifitra izy, dia maty. [2.48]
6 Tsy mbola nisy nihetsika ny olona, fa samy nasian'ny ahiahin'ny ho voatifitra ihany. [2.324#]
Tovy hevitra  7tinifitra
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02