|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voatana |
| Fototeny | 2tana |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny mpamaritra lasa |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1#917] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4held, grasped, grappled.
[1.2#613] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5retenu, saisi, gardé, arrêté.
[1.3#664] |
| Ohatra |
6 Am-pihin-drafy : toy ny voatanan' ny rafy, izany hoe voageja mafy
[2.285#59]
7 Indrindra koa, fa olona avy any Ambositra isika, ary avy any Ambositra daholo no ankabeazan' ny voatana. [2.324] 8 Tsy misy hevitra mazava momba izany, hevitr' olona voatanako izany; mainka moa fa izany hoe hevitro izany. [2.4] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 atavano, 12 atavona, 13 atovana, 14 avotana, 15 vatoana, 16 voatana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|