Teny iditra | voatabiha (voa, tabiha) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry, ny voany menamena malemy, fanao fangaron-daoka matsiro [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A tomato [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Tomate [1.8] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | ||
Tovy hevitra | voangilombazaha | ||
Tsipelina hafa | voatabia | ||
Sary | |||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |