|
|
|
|

Teny iditra1 voatabia
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny anglisy  3a tomato. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  4tomate. [1.8, 1.5]
5(de voa : fruit ; et tabiha : gloire, honneur ; allusion au prestige dont jouit ce fruit).
6C'est l'un des noms de la Tomate : Lycopersicon esculentum Mill.
7(Solanaceae).. [1.196]
Ohatra  8 Ron-tsaramaso sy voatabia no tan-dovia; [2.470#14]
9 Voan' ny voatabia ny akanjoko, tompoko. [2.4#92]
10 Tsy inona anefa fa anamamy sy patsa ary voatabia ihany, saingy nasiany toton-tsakamalao, dia nendasiny tamin' ny menaka aloha vao noranoiny kely nataony ketsaketsa. [2.285#297]
Voambolana  11 Haizavamaniry: voankazo
Tsipelina hafa  12voatabiha, voatabihy
Anarana ara-tsiansa 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12