|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 voasary |
| Singan-teny | 2voa, 3sary |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Anarana iombonana iantsoana ireo karazam-boankazo salasalany, ny voany mavomena, ohatra ny totohondry ny habeny ary ny tsirony misy mamy misy marikivy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6a lemon.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7orange.
[1.8] 8(toute l'île) (de voa : fruit ; et sary : mis par abréviation de sarihangy : perle de corail). 9D'après Malzac : « Nom générique des Citronniers et des Citrons ». 10Surtout les diverses variétés et formes devenues spontanées de Citrus aurantifolia Swingle. 11A Tananarive, on l'emploie aussi pour les Orangers introduits et cultivés ; variétés de Citrus sinensis (L.) Osbeck (Rutaceae). 12Celles-ci ne deviennent jamais subspontanées et réclament des soins si l'on veut en obtenir de beaux fruits.. [1.196] |
| Ohatra |
13 halaintsika ireo voasary ireo, ry zoky.
[2.69#80]
14 Raha ho any Namehana manantena hahita voasary. [2.346] 15 Ary sao mitady voasary hoatran' Ambohijanahary? [2.588] |
| Voambolana | 16 Haizavamaniry: voankazo |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Teny nalaina | 18 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 sariavo, 20 soaravy, 21 vary soa, 22 voasary, 23 voasira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05 |
|